1 Koa mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, samia re manolotra ny tenanareo amin'izy Tompo, ho sorona velona, masina, ankasitrahany; fa izany no fanompoam-panahy mety hataonareo aminy.

2 Ary aza manaraka an'izao tontolo izao, fa miovà amin'ny fanavaozan'ny Fanahy, mba hahafantaranareo ny sitra-pon'Andriamanitra, izay sady soa sy ankasitrahany no lavorary. (Rm 12)

Arahaba TRATRY NY FETIN'NY RENY !

Cette carte vous a plu ? Vous pouvez la conserver à vie.

Dites merci


Envie de faire découvrir cette carte ?
Vous pouvez l'envoyer à votre tour

J'envoie cette carte

Dites merci


J'accepte les conditions d'utilisation de CyberCartes (obligatoire)
Je souhaite recevoir les bons plans de CyberCartes ou de ses partenaires